|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lamba
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny?.
4Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony.
5Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the usual outer garment worn by the people.
7It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length.
8Also cloth in general.
9[It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba]. [1.2]
10woven cloth; clothing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules. [1.8]
12tissu. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  24 Toe-karena: zaitra
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 94 amin' io teny io
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)27 Lamba
Singan-teny  28lamba
Sokajin-teny  29 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  30 Haisoratra
Mpanoratra  31Rabemananjara Jacques

Fivaditsoratra  32 lamba, Lamba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02