|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mafampana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mafampana hoatry ny ratsy ataon-kavana. [2.415 #1091]
Mafanafana ohatra ny ratsy Mafanafana sahala amin' ny latsa ataon-kavana. [2.558 #1829] Mafanafana sarotra inoana tahaka ny ratsy ataon-kavana. [2.558 #1830] Mafanafana, toy ny ratsy Maharary hoatry ny ratsy ataon-kavana. [2.415 #1091] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Rehefa ny havana izay tena tokony hanampy no manisy ratsy dia tena mangidy tokoa fa tsaroan' ny aina ka mafana sy manempotra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Excessivement sensible, comme les mauvais procédés d’un parent. [2.974 #364]
Pénible comme le mal fait par un parent. [2.415 #1091] Pénible (litt. assez chaud) comme le mal fait par des parents (ou amis). [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | On sent plus vivement les mauvais traitements lorsqu'ils viennent des parents. [2.415 #1091] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|