Teny iditra | mafanafana (fanafana (fana)) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mampanahinahy fa misy korontana, tsy mandrimandry: Mafanafana ny tany izao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | In speaking of those of royal rank, or of one to whom respect is to be shown, it means to be unwell, sickly, feverish [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Indisposé, malade ; figuré: violent, qui fait de la peine [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mafanafana io | |
Fivaditsoratra | famafanana, mafanafana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26 |