|
|
|
|

Teny iditra1 mafampana
Fototeny  2fana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Somary mafana kely: Mbola misy tazo kely ihany izy fa mbola mafampana. [1.1]
Ohatra  5 Maniry any ny tany maro izy, indrindra amin' izay mafana na mafampana. [1.357#]
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 fampamana, 8 mafampana, 9 mampafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02