|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : ivavahana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Natao hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery hipaoka ny akoho. [2.165]
Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo hay papango nipaoka ny akohokely. [2.558 #2757] Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery nipaoka ny akoho. [1.1] Natao kitsikitsika hivavahana, kanjo manjary voromahery nipaoka ny akohokely. [2.653 #2093] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona namoa-doza. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | On le prenait pour une crécerelle que l' on prie, et c' était un faucon ravisseur de poules. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|