|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 voromahery
Singan-teny  2vorona, 3mahery
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazam-borona mpihaza sy mpihinankenam-biby velona; mety ho lehibe sy matanjaka ny voromahery any an-tany hafa ka mahazaka zanak' omby na zanak' ondry. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6an eagle. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7aigle, épervier royal. [1.54]
8aigle. [1.8]
Voambolana  9 Haibiby: vorona
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  11Randzavola: voromahery ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)12 voromahery
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14mpitondra ny many. [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02