|
|
|
|

Teny iditra1 mipaoka
Fototeny  2paoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mifaoka, manendaka: Nipaoka ny tafo ny rivotra.
5Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nipaoka ny bokiko teto ambony latabatra teto. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to snatch. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7rafler, entraîner rapidement:. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 miapoka, 14 mipaoka, 15 mipoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02