|
|
|
|

Teny iditra1 ivavahana
Fototeny  2vavaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4to be prayed to. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5qui on prie. [1.8]
Ohatra  6 Andriamanitra irery no azo ivavahana (On ne doit adorer que Dieu) [1.3]
7 Fa moa izay tsy misy ny razana no ivavahana, sa izay misy azy? [2.48]
8 Ny Vazimba : razana ivavahana sy angatahan-tsodrano sy fitahiana. [2.508]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02