|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : Itasy | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no iray sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho ! [2.415 #4220]
Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no tonga eran' ny sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho! [2.558 #3674] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Tant que ma plante des pieds ne se retournera pas, tant que le lac Itasy ne sera pas dans une cuiller, je ne laisserai pas que d' aller là-bas! [2.415 #4220] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina any Itasy, valaka. [2.653 #3509]
Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina an' Itasy, valaka. [2.415 #4035] Tsy misy be aina ohatra ny alika, fa raha manodidina an' Itasy valaka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Personne n' a autant de force que le chien, et pourtant quand il fait le tour du lac Itasy, il est fatigué. [2.415 #4035] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Paroles d'excuses. [2.415 #4035] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|