|
|
|
|

Teny iditra1 faladia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ny fanambanin' ny tongotra izay mandia tany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the sole of the foot.
5Compare felatanana. [1.2]
6the sole of the foot or of a shoe. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7semelle du pied ou d'un soulier. [1.8]
Ohatra  8 Tsy niresaka izy roa lahy teny an-dalana, ary nanao kiraro faladia fingotra, ka izany no tsy naharenesako azy. [2.4]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ala fady, 12 faladia, 13 fiadala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02