| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : Ingilo
|
|
|
| Ohabolana 1 | Dridran' Ingilo: andrasan-ko sitrana vao manapa-kozatra. [1.1]
|
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza aretina na toe-javatra sarotra itadiavam-panafody, ka arakaraka ny anantenana azy ho sitrana no vao mainka mampitombo ny fahavoazana aterany. [1.1]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Dridran' Ingilo ka manonitra andro aman' alina. [2.558 #1015]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Fanafody apetraka amin' ny drindran' Ingilo, atao hampanaritra vao manitatra. [2.415 #3246]
|
| Dikanteny frantsay | C' est comme le remède mis sur l' ulcère d' Ingilo : cela ne fait qu'augmenter la plaie. [2.415]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui embrouillaient les affaires au lieu de les arranger. [2.415 #3246]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|