|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manonitra |
| Fototeny | 2onitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamerina: Notereko hanonitra ny bokiko nalainy izy.
5Manolo, manefa: Hanonitra ny trosanay amin' ny asa hataony. 6Mampifandanja ny azo amin' ny very: Soa ihany fa nanonitra ny fatiantoka omaly ny tombombarotra azoko androany. 7Manarina ny ratsy vita: Tsy maintsy hanonitra ny ratsy nataoko taminy aho. [1.1] 8mamerina am-bola izay nindramina na nosimbana. 9manarina ny tsy mety. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10to repay, to refund, to restore..
[1.2] 11to compensate, to pay damages; to make up for. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12récompenser, remplacer; payer des dommages et intérêts.
[1.8] 13rembourser. 14compenser, récupérer. [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 19 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 manonitra, 22 miantrano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|