|
|
|
|

Teny iditra1 andrasana
Fototeny  2andry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy.
5Antenaina: Ianao no nandrasanay fa tsy Rangahy io.
6Ambenana: Aza matahotra fa efa andrasan' ny polisy ny venta lalana rehetra mety ho nitsoahan' ilay olondratsy.
7Tandremana tsy handositra na hanimba zavatr' olona: Omby iray monja no andrasan' Ibalita ka tsy hainy sakanana tsy hanimba volin' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be watched, to be waited for. [1.2, 1.7]
9to be tended; to be expected.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10qu'on attend, qu'on garde, qu'on surveille. [1.8]
Ohatra  11 andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#]
12 andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117#]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  17andrazana
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 andranasa, 20 andrasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02