|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : Ikarenina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza manao vilanin' Ikarenina: ny malady pohina, ny marenina pohina. [2.653 #546]
Aza manao vilanin' Ikarenina : ny malady pohina, ny marenina pohina koa. [2.558 #608] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Vilanin' Ikarenina : vaky vao hita. [1.147 #V54] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|