|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 malady
Fototeny  2lady
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4kinga, haingana. [Bezanozano] [1.78]
5haingana. [Sihanaka, Tanala] [1.78]
6Mandeha haingana: Malady ianao izany, tsy vao tamin' ny fito ianao no niala teto.
7Mora mandre, mandre na dia izay feo malefaka indrindra aza: Mbola malady io antidahy valopolo taona io fa reny thany na bitsibitsika aza no atao aminy.
8Mora mahafana rano, mahamasaka nahandro (vilany): Aza ela ianao fa efa ho masaka ny sakafo, malady manko ny vilaninay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9quick.
10keen of hearing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11rapide.. [Tankarana] [1.19]
12prompt.
13qui a l'oreille fine. [1.8]
14vite prêt, rapidement préparé. [1.196]
Ohatra  15 malady loatra izany fitiavana izany. [2.895#174]
16 Andro aingana sy malady ny Alahamady. [1.381#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  18lady
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)21 malady
Fototeny  22lady
Sokajin-teny  23 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  24vetivety. [Bezanozano] [1.78]

Teny iditra (3/3)25 malady    
Sokajin-teny  26 anarana
Fanazavàna teny anglisy  27aretina. [1.17]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02