Teny iditra |
tataro
(tatatra)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tatarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
Ohatra | Tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano
[1.1]
|
|
Teny iditra |
tataro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona:
Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Toit plat et provisoire; baldaquin [1.3]
|
Ohatra | ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona
[2.313]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tataro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Bezanozano]
Anaram-borona [1.1, 1.78]
|
Voambolana |
|