|
|
|
|

Teny iditra1 tataro be miefidamba
Singan-teny  2tataro, 3miefitra, 4lamba
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ilazana ireo maty izay mivalampatra mitovy tantana ao ambany rangolahy saratsarahin' ny lambamenany avy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12