|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tatarana |
| Fototeny | 2tatatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana tatatra: Tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano.
5Kapaina, jijina, tsihifina: Notataran' io lehilahy io vola be aho. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to have channels cut in it.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7dans lequel on creuse un caniveau, une rigole.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 taratana, 13 tatarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|