|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 atataro
Fototeny  2tataro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina manafo na manatataro: Labasy no natataro ilay tranoheva nametrahana ny razana havadika. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 atataro
Fototeny  10tatatra
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atatatra [Fitanisana]

Fivaditsoratra  12 Atarota, 13 atataro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12