|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mila
Fototeny  2  ila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitaky zavatra tsy azo avela: Mila rivotra ny zavamananaina mba hiainany
5  Mangataka: Mila hevitra aminao aho
6  Mitady: Mila ady amiko izy ~ Mila faty izay mandeha eto
7  efa madiva, efa akaiky: Mila hianjera ity trano ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  to want, to need, to ask, to beg, to get. Used only of the desire to get inanimate objects. If used of persons it has an immoral meaning. [1.2]
9  to need; to ask for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  avoir besoin de; chercher; demander [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  miharana ady, mitoha ady, mandranto ady, manenjan-tsandry, mihaika, mihantsy ady, manao antsongo ravina
Kamban-teny 
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny mila io

Teny iditra (2/2)31  milà
Fototeny  32  ila
Sokajin-teny  33  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mila
Fanazavàna teny malagasy  34  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  35  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  36  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  37  lima, mila, milà, lima, mila, milà

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14