|
|
|
|

Teny iditra1 vady enti-mila
Singan-teny  2vady, 3entina, 4mila
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6vady atao filan-tsy mahita fotsiny, izany hoe iaraha-mipetraka fotsiny ambara-pahita hafa, na koa entina mampandotso ny hala ho tia ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7femme avec laquelle on vit maritalement en attendant mieux. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12