|
|
|
|

Teny iditra1 felatanana mila zara
Singan-teny  2fela, 3tanana, 4mila, 5zara
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7enti-milaza ny olona miseho ho miasa erỳ rehefa misy mahita toy ny ankizy kamo na ny olona mitady sitraka.
8Tondro mila zara. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11