|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mila
Fototeny  2ila
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitaky zavatra tsy azo avela: Mila rivotra ny zavamananaina mba hiainany.
5Mangataka: Mila hevitra aminao aho.
6Mitady: Mila ady amiko izy ~ Mila faty izay mandeha eto.
7efa madiva, efa akaiky: Mila hianjera ity trano ity. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to want, to need, to ask, to beg, to get.
9Used only of the desire to get inanimate objects.
10If used of persons it has an immoral meaning.. [1.2]
11to need; to ask for. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12avoir besoin de; chercher; demander. [1.8]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Mpanahaka  17 manaoantsongoravina, 18 mandrantoady, 19 manenjantsandry, 20 mihaika, 21 mihantsyady, 22 miharanaady, 23 mitohaady
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 40 amin' io teny io
Ohabolana  25 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)26 milà
Fototeny  27ila
Sokajin-teny  28 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mila [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  29 lamy, 30 lima, 31 maly, 32 mila, milà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02