Teny iditra |
haraka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Mangetaheta [1.78]
|
| [Bezanozano]
Sasatra [1.78]
|
| Maina, makiana noho ny herin' ny afo na ny masoandro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Dried up, scorched, parched, exhausted, enfeebled, wearied, tired. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Trop sec, cassant par trop de chaleur, calciné, grillé Qui se morfond, qui attend en vain: Haraka foana eo ianao (Vous vous morfondez, vous attendez longtemps en vain) [1.3]
|
| [Tankarana]
épuisé, qui a peiné. [1.19]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
haraka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Enti-milaza ny zavatra atao ka mampazoto ny tena tokoa ny manao azy [1.78]
|
|
Teny iditra |
haraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Lakana fitondra an-dranomasina [1.78]
|
| Hazo lehibe marokoroko ny hodiny, fanaovana lakana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Pirogues de mer [1.82]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
haraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Kofehy mitana ny tenany amin' ny tenona mba hitsofohan' ny fahany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The heddles of a loom [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Lisses du métier Action de lier les pierres sur les traineaux [1.3]
|
| Les lisses d'un métier [1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
haraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fakana an-kery, fihinanam-bahoaka an-kafetsena. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Extorsion, exaction [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
haràka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Taolan-tena iray manontolo [1.78]
|
| [Bara]
Taolambalo [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Squelette [1.82, 1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
haraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (pris adjectivement, ce mot signifie trop sec, trop cassant ; on le donne à des bois sans emploi, qui ne servent que de combustible). Ce sont surtout suivant les régions : [Betsimisaraka]
-- Asteropeia amblyocarpa var. matrambody Capuron (Asteropeiaceae) ;
--
Cordyla haraka Capuron et
--
Xanthocercis madagascariensis Baill. (Fabaceae).
--
Homalium planiflorum (Boivin ex Tul.) Baill. (Salicaceae).
[Tanosy]
Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Asteropeia amblyocarpa var. matrambody, Asteropeia multiflora, Cordyla haraka, Homalium planiflorum, Xanthocercis madagascariensis |
Voambolana |
|
Teny iditra |
haraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(du malais kerak) Riz (paddy) qui vient juste d'être battu et qu'on fait sécher au soleil.
[1.196]
|
Voambolana |
|