|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 karaha |
| Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka] tahaka, sahala: Karaha izany: noho izany
[1.78] 4 Tahaka, toy [1.1] 5 teny enti-milaza ny fitoviana, mitovy, sahala, hoatra, tahaka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 pareil
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 7 haràka, haraka, karaha, 8 rahaka, 9 rakaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|