|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fangaraka |
| Fototeny | 2haraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba fampidirana ao amin' ny haraka.
5Fampiditra ao amin' ny haraka. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fangaraka |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Karazam-bibikely mitovitovy amin' ny renitantely na ny fanenitra saingy izy lavalava kokoa ary manify kely ny andilany, fotaka no anaovany ny trano anatodizany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9a small insect, which deposits its eggs in a caterpillar and then buries it in the ground.
10Probably a species of ichneumon. 11The fanenitra is sometimes called by the same name.. [1.2] 12the mud mason wasp. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13abeille maçonne.
[1.8] |
| Ohatra |
14 Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka.
[2.470#]
|
| Voambolana | 15 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 16andilam-pangaraka |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|