|
|
|
|

Teny iditra1 harahina
Fototeny  2haraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  4ce qu'on extorque. [1.3]
Ohatra  5 tsy maintsy harahina rahateo ny tenin' ny dokotera fa mafy loatra ny nahazo teo izay. [2.470]
6 Andeha harahina ireny efa nikasa hamabo antsika ireny, ka andeha ho babointsika. [2.48]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 haharina, 12 harahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12