|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  harakaraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 karazam-borona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] a bird, a peculiar species of roller. Eurystomus madagascariensis, L. [1.2]
Voambolana  5  Haibiby: vorona

Teny iditra (2/2)6  harakaraka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 [Betsimisaraka] aretina heverina fa hazo tamin'ny zavatra nihoanina tany an'ala, ka mandoa izay ny olona voan'ny harakaraka [1.78]
9 [Sihanaka] areti-mandalo [1.78]
Voambolana  10  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04