Teny iditra | firenena (reny) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A nation [1.2, 1.7] | ||||
A clan, a race, a tribe [1.2] | |||||
A people [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Nation [1.3, 1.8] | ||||
Tribu, caste, peuplade, race, famille [1.3] | |||||
Peuple [1.8] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Pôlitika | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Zanakanarana | |||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny firenena io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11 |