|
|
|
|

Teny iditra1 iraisam-pirenena
Singan-teny  2iraisana, 3firenena
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5international. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6international. [1.8, 1.5]
Ohatra  7 Ary ny fiantsoana azy ireo moa dia hoe « mpaniraka » ny Birao iraisampirenena momba ny Asa. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12