|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antenimieram-pirenena |
| Singan-teny | 2teny, 3miera, 4firenena |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7assemblée nationale.
[1.5] |
| Voambolana | 8 Pôlitika |
| Asa navoany |
9 Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017 |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|