Teny iditra | fiainana (aina) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fakana aina, fakana fofon' aina: Miadana erỳ ny fiainan' itỳ marary itỳ izany Fe-potoana eo anelanelan' ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany Fifaliana na fanaranana amin' ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan' andro Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Life; the act of breathing [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Vie: Lava fiainana izy (Il vit longtemps) ~
Ny fiainana mandra-kizay (La vie éternelle) Respiration, canal respiratoire, soupirail [1.3] | ||||
La vie; action de respirer [1.8] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haiaina ~ Fahasalamana | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Zanakanarana | |||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fiainana io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: fiainana ao amin' ny Baiboly | ||||
Teny iditra | Fiainana | ||||
Singan-teny | fiainana | ||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | ||||
Mpanoratra | Andriamampianina Zo | ||||
Fanonta printy | Takila: 6. | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||
Fivaditsoratra | fiainana, fianiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14 |