|
|
|
|

Teny iditra1 fari-piainana
Singan-teny  2faritra, 3fiainana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5vola miditra isan-taona amin'ny olona iray ao amin'ny firenena iray araka ny sandam-bola marina eo amin'ny firenena misy azy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6niveau de vie. [1.13]
Tovy hevitra  7fari-pivelomana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12