|
|
|
|

Teny iditra1 fohy fiainana
Singan-teny  2fohy, 3fiainana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  51.
6tsy ampy halavana araka izay ilana azy amin' ny asany, ka tonga kely ezaka; mora mialo toy ny tafaforana na ny vimiaina izany.
72.
8fohy andro. [1.10#F622]
Fanazavàna teny frantsay  9qui a peu d'air pour respirer, qui respire difficilement; qui a la vie courte.
10qui ne va pas loin, pas solide: Fohy fiainana ity trano ity (Cette maison n'est pas solide). [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12