Teny iditra |
farafara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A stipulation, terms of compact, a condition, an agreement; a clear arrangement, a preliminary arrangement. Perhaps redup. of fara. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | ( farafara plus usité)
les stipulations, les obligations, les conditions préalables
d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité
[1.3]
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
farafara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandriana avoavo misy tongony ay tsikalany ipetrahan' ny kidoro. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Anything made level and high, like a bedstead; a bedstead; the stone shelves in native tombs on which corpses are laid [1.2]
|
| A bedstead [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Boiserie d'un lit; lit [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tsy nisy farafara fa ladina an-tany avokoa.
[2.643]
|
2 | Vao tonga dia nitombina teo ambony farafara.
[2.499]
|
3 | Tonga tao ny farafara ary ny firakofana mafana.
[2.895]
|
4 | Tsy nisy ny farafara fa dia ladina an-tany no fatoriany tao.
[2.472]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Mpanahaka |
fandriana |
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
farafara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tanosy]
« Plante parasite dont la fleur longue et rouge a la forme d'une main ou d'une fourchette à cinq branches » (Rochon). Probablement une Loranthacée. [1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Farafara
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -24.8333333, 47.0166667
|
|