|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mamarafara
Fototeny  2farafara
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao teny ierana ifanaovana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to declare beforehand, to foretell, to warn, to caution.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6poser les préliminaires, les conditions préalables, donner des instructions. [1.3]
Ohatra  7 Fa hoy aho mamarafara: tandremo ange fa hatrizay nidiran' ny fahaizan-tsamihafa sy ny fivavahana kristianina tao an-tsaina amam-pon' ny Malagasy izay, dia maro ny hevi-baovao tafatsofoka tamin'ireo tenin-drazana tranainy. [2.296#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 mamarafarà
Fototeny  13farafara
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamarafara [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 mamarafarà, mamarafara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02