|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 farafara
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a stipulation, terms of compact, a condition, an agreement; a clear arrangement, a preliminary arrangement.
5Perhaps redup.
6of fara.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7(farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  16fara
Kamban-teny rehetra  17ambonifarafara

Teny iditra (2/4)18 farafara
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20Fandriana avoavo misy tongony ay tsikalany ipetrahan' ny kidoro.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21anything made level and high, like a bedstead; a bedstead; the stone shelves in native tombs on which corpses are laid. [1.2]
22a bedstead. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23boiserie d'un lit; lit. [1.8]
Ohatra  24 Tsy nisy farafara fa ladina an-tany avokoa. [2.643#]
25 Vao tonga dia nitombina teo ambony farafara. [2.499]
26 Tonga tao ny farafara ary ny firakofana mafana. [2.895]
27 Tsy nisy ny farafara fa dia ladina an-tany no fatoriany tao. [2.472]
Mpanahaka  28 fandriana
Kamban-teny rehetra  29Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  30 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  31Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly (=> fandriana)

Teny iditra (3/4)32 farafara
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny frantsay  34« Plante parasite dont la fleur longue et rouge a la forme d'une main ou d'une fourchette à cinq branches » (Rochon).
35Probablement une Loranthacée.. [Tanosy] [1.196]
Voambolana  36 Haizavamaniry

Teny iditra (4/4)37 Farafara
Sokajin-teny  38 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  39 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  40 farafara, Farafara, 41 rafarafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02