|
|
|
|

Teny iditra1 farafaraina
Fototeny  2farafara
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4asiana fepetra mazava tsara mba tsy hisy fifanolanana any aoriana: Aoka hofarafaraina tsara na fanekentaika alohan' ny hanaovana sonia. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9farafarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12