|
|
|
|

Teny iditra1 zinohy
Fototeny  2zohy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Voazohy, nozohina, zohina, arahina tsara: Raha zinohy tsara ny tantara, dia hita fa fitiavan-kampiray no nahatonga an' Andrianampoinimerina hanafika hatraiza hatraiza. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Qu’on a suivi, accompagné. [1.3#874]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voazohy

Fivaditsoratra  10 hizino, 11 zinohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12