|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 akora
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa na manebaka.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4shouting, applause; a noise such as is made over a conquest, or in time of joy.
5See hoby, horaka.
6Foy ny akora (there is a burst of shouting) Velona ny akora (the shouting breaks out). [1.2]
7shouting; jeers. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8acclamation; huées. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  21Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  22 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)23 akora
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny malagasy  25sifotra (an-tanety na an-drano). [Tanala] [1.78]
26Sifotra. [Tambahoaka, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bezanozano, Tanosy] [1.78]
27Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin' ny sokay, izay miforona avy amin' ny zavatra mandrakotra ny biby ihany: Ny akoran' ny sifotra, na avy amin' ny zavatra haniny: Ny akoran' atody. [1.1]
28sifotr' ala. [Sakalava] [1.1]
29fonon'atody; fono mandrakotra ny sifotra. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  30a shell; a shell-fish.. [1.2]
31seashells; coral. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32coquillage; la coque des oeufs. [1.8]
33coque, coquille. [1.13]
Voambolana  34 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  35Fikambanana 9 amin' io teny io
Sary 

Teny iditra (3/3)36 akora
Sokajin-teny  37 anarana
Fanazavàna teny malagasy  38vato na mineraly tsy voadio. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  39minéraux. [1.13]
Tovy hevitra  40akorambato
Kamban-teny rehetra  41Fikambanana 21 amin' io teny io

Fivaditsoratra  42 akaro, 43 akora, 44 karao, 45 koara, 46 oraka, 47 raoka, 48 roaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02