|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zohina |
| Fototeny | 2zohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Arahina: Loza fazohin' Ikoto i rainy na aiza na aiza alehany.
5Enjehina: Nozohin' ny mpiambina ilay mpangalatra ka azony. 6Hatonina, jokoina: Zohio moramora io papelika io sao lasa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be followed, as a line in reading; to be investigated.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on suit, comme la ligne en lisant; qu'on poursuit.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 hazony, 15 hozany, 16 zohina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|