|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zafin-doria |
| Singan-teny | 2zafy, 3doria |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5zanaky ny zafim-paladia na taranaka fahafito, sy ny manaraka rehetra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6la septième génération et les suivantes.
[1.3] 7arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants. [Tankarana] [1.19] [zafindoria] 8septième génération. [1.54] |
| Voambolana | 9 Fifandraisana: fianakaviana |
| Tovy hevitra | 10doria |
| Mpanahaka | 11 zafiafy, 12 zafimpaladia, 13 zafindohalika, 14 zafinkitrokely |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|