|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  voafina
Fototeny  2 afina
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.10#A81]
[1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 concealed, hidden
5 buried, in speaking of a deceased sovereign [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 caché, recelé, tu [1.3]
Ohatra  7  Naseho miharihary tsy voafina intsony. [2.643#]
8  ka voaafina tsy hitan' ny mason' i Atalia, ka tsy novonoina izy [2.996#12.11.2]
9  Angamba ho voafina ianareo amin' ny andro fahatezeran' i Jehovah. [2.996#43.2.3]
10  izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny. [2.5#]
Haiendriteny 
11  Ny lasa :
Tsipelina hafa  12 voaafina

Teny iditra (2/3) 13  voafina
Fototeny  14 fina
Sokajin-teny  15  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  16 measured by the space included by the tip of the forefinger and the thumb. [1.2]
Voambolana  17  Toerana

Teny iditra (3/3) 18  voafina
Fototeny  19 fina
Sokajin-teny  20  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  21 pressed close by the hands, held fast [1.2]

Fivaditsoratra  22 fiavona, 23 fiovana, 24 fivaona, 25 vainafo, voafina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/28