|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 afina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra.
[1.1] [2.588#] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4root not used except in reduplication, as tia afinafina.
5To love doing things in secret.. [1.2] 6concealment. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent).
[1.3] |
| Ohatra |
8 Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany.
[2.588#]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 28 afina |
| Fototeny | 29fina |
| Sokajin-teny | 30 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
31Used of that pressed close, as the nose in being blown.
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 36 afina, 37 anifa, 38 fania, 39 fiana, fi~ana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|