|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 voafina |
| Fototeny | 2afina |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.10#A81] [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4concealed, hidden.
5buried, in speaking of a deceased sovereign. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6caché, recelé, tu.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Naseho miharihary tsy voafina intsony.
[2.643#]
8 ka voaafina tsy hitan' ny mason' i Atalia, ka tsy novonoina izy [2.996#12.11.2] 9 Angamba ho voafina ianareo amin' ny andro fahatezeran' i Jehovah. [2.996#43.2.3] 10 izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny. [2.5#] 11 izay notadiaviny rehetra, na kofehy na fanjaitra, dia izy no mitsangana vao mahazo, raha sendra tsy voafina ireny zava-madinika ireny. [2.5#] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 13voaafina |
| Teny iditra (2/3) | 14 voafina |
| Fototeny | 15fina |
| Sokajin-teny | 16 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
17measured by the space included by the tip of the forefinger and the thumb..
[1.2] |
| Voambolana | 18 Toerana |
| Teny iditra (3/3) | 19 voafina |
| Fototeny | 20fina |
| Sokajin-teny | 21 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
22pressed close by the hands, held fast.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 23 fiavona, 24 fiovana, 25 fivaona, 26 vainafo, 27 voafina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|