|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voady |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irina: Manefa ny voady nataony Baba.
4Fianianana na fanomezan-toky eo imason' ny solontenan' ny Eglizy: Manao voadin' ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny relijiozy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a vow.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6voeu.
[1.3#842, 1.8] 7offrande promised par voeu, ferme résolution. [1.3#842] |
| Ohatra |
8 Eny, tsaroako iny ary tsy ho hadinoiko mandra-pahafatiko, fa nitahiry ilay voady masina nataontsika.
[2.499#19]
9 Ny saotra, hoy ianao teo, dia natomboka tamin' ny fanaovana voady any amin' ny mangingina any aloha; [2.245#137] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 17 dina, 18 lokaloka, 19 orimbato, 20 tenynomena, 21 tsikafara |
| Kamban-teny rehetra | 22Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 23Randzavola: voady ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 24 adivo, 25 avido, 26 diavo, 27 divao, 28 vadio, 29 voady |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|