|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsikafara
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao indrindra any amin' ny Betsimisaraka. [1.1]
4fomban-drazana atao matetika amonoana omby na biby hafa rehefa tanteraka ny voady natao. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5cérémonie de voeu exaucé. [1.13]
Ohatra  6 Raha misy zavatra irin' ny Betsimisaraka, ka tanteraka io zavatra io, dia mifaly izy, ary ny lanonana ataony amin' izany no "tsikafara". [2.471]

Teny iditra (2/2)7 tsikafara
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9faniriana. [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  10 tsakafary, 11 tsikafara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12