|
|
|
|

Teny iditra1 orimbato
Singan-teny  2orina, 3vato
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5vato atsangana ho fahatsiarovana. [Taisaka]
6vatolahy. [1.78]
7Vato naorina ho toy ny fanamarinana ny fahavitan-javatra iray inhibe toy ny fifanekena, fifampivarotana...; izay mivadikany fanekena aty aoriana dia antsoina hoe "nitsoaka orimbato".
8Vola nomena ny fokonolona ka napetraka tao amin' ny tahirim-bolan' ny fokonolona raha nisy raharaha lehibe natao teo anoloan' ny fokonolona, toy ny fananganan-jaza, fanarian-jaza, sns..., ka io vola io no heverina ho fanamarinana ny nahavitan' ny raharaha, izay nolazaina fa "vita orimbato". [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [orim-bato] 9a mark, a token, an obelisk, a memorial of any settlement or agreement, proof, a stone of witness; lit.
10stone setting up.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [orim-bato] 11pierre qu'on érige pour rappeler un évènement, et surtout pour confirmer une concession, une convention, une délimitation de terrain.
12argent qu'on donne aux témoins pour confirmer un contrat. [1.3]
Ohatra  13 Andriananiboninolona nahazo orimbato roa tamy ny Ralambo: [2.48]
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 ambotrio, 16 maroboty, 17 orimbato, 18 taimboro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02