|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivoady |
| Fototeny | 2voady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao voady: Nivoady hanao fivahiniana masina izy raha sitrana soa aman-tsara.
5Mianiana, manome toky; mikasa mafy: Nivoady tsy hisotro toaka intsony Rakoto. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to make a vow.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7faire un voeu.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Sady nivoady tsy hihinana besisika mandra-pahafatiny koa.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 midiova, 15 mivoady, 16 voadimy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|