|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vaovao
Fototeny  2vao
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny olona firesaka: Tamin' ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany. [1.1]
5zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, zava-nitranga, ka ampahafantarina ny besinimaro. [1.64]
Fanazavàna teny frantsay  6actualités, informations, nouvelles. [1.64]
Ohatra  7 Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa: [2.472]
Haiendriteny 
8 Tsotra :
9 Tovonana :
Mpanahaka  10 maresaka

Teny iditra (2/2)11 vaovao
Fototeny  12vao
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro.
15Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin' ny Krismasy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16new. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17nouveau, neuf. [1.8]
Ohatra  18 Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470]
19 Tsihy vaovao koa no navelatra tamin' ny efitra rehetra. [2.472]
20 Nentiko nankeny amoron-dranomasina ity sakaizako vaovao nony avy nisotro izahay roa lahy. [2.583]
Mpanahaka  21 ambentindresaka, 22 farymitetyreny, 23 honohono, 24 mahoraka, 25 maresaka, 26 resakynyolona, 27 sahoa, 28 siosio, 29 tenymandeha, 30 tsaho, 31 tsahotsaho
Kamban-teny rehetra  32rary vaovao

Fivaditsoratra  33 avoavo, 34 ovaova, 35 vaovao, 36 voaova, 37 voavao, 38 voavoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31